|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 midaindaina |
| Fototeny | 2daindaina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Midanika mafy: Midaindaina izany masoandro izany: hita tokoa fa aty fahavaratra.
5Maneno mankarenin-tsofina: Nidaindaina ny bingona tao amin' ny tobi-miaramila vao taitra aho. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to be sultry, to be oppressively hot; to be unendurable, as a sound.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7Etre brûlant: Midaindaina ny hainandro (Il fait une chaleur brûlante).
8Produire un son assourdissant: Midaindaina ny lakolosy (La cloche produit un son assourdissant). [1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|