|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mafotaka |
| Fototeny | 2fotaka |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Enti-milaza osa, toy ny asa tanimbary be fotaka, izay sady betsaka no mampanahirana.
5Enti-milaza raharaha mifangaro adin-tsaina mampanahirana: Nafotaka ny adihevitra tao amin' ny zaikaben' ny mpampianatra. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6occupying one's time.
7Probably arising from the habit of a person diligent in planting rice. 8Always in the mud.. [1.2] |
| Haiendriteny |
|
| Mpanahaka | 12 marihitra |
| Fivaditsoratra | 13 famotaka, 14 mafotaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|