|
|
|
|

Teny iditra1 mangotraka
Fototeny  2hotraka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Enti-milaza rano na zavatra hafa hafanaina ka efa matanta be miketriketrika: Efa mangotraka ny tsaramaso.
5Mandevy.
6Mahery fo, mavitrika: Mangotraka Rakoto iny raha miasa.
7Mafana, mirehidrehitra: Nangotraka izay kabary nataony izay.
8Fatratra, mahafinaritra izaitsizy, kanto: Nangotraka ny kilalaonay tany an-tsaha.
9Mandeha tsara, mahomby, mandroso: Mangotraka izao ny fiompiana kisoa.
10Mafy aoka izany: Tandremo fa mangotraka izao ny fisavankaratra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11to boil, to be boiling hot.
12to be very animated. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13bouillir, être en ébullition.
14être très animé. [1.8]
Haiendriteny 
15 Ny ankehitriny :
16 Ny lasa :
17 Ny hoavy :
Voambolana  18 Fizìka
Kamban-teny rehetra  19ady mangotraka
Ohabolana  20 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02