|
|
|
|

Teny iditra1 mihamafana
Fototeny  2mafana
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  4se réchauffer. [1.66]
Ohatra  5 mihamafana aho izany [2.996]
6 mihamafana ny fisakaizana rehefa samy ao anatin' ny tombontsoa mitovy (L'amitié se réchauffe quand on est dans les mêmes intérêts) [1.66]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12