|
|
|
|

Teny iditra1 mandoro
Fototeny  2doro
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mampirehitra: Nandoro ny tanàna ny fahavalo dia lasa.
5Manao izay hahamasaka: Mandoro biriky tanimanga.
6Manao: Mandoro arina. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7to burn. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8brûler. [1.8]
Ohatra  9 Saingy na dia mahasoa amin' ny fanaovan-taozavatra aza ny afo, dia mety mandoro sy mampidi-doza koa. [2.470]
10 Tsy baomba tsotra intsony no nalefan' ny Anglisy, fa baomba mandoro. [2.472]
Haiendriteny 
11 Ny ankehitriny :
12 Ny lasa :
13 Ny hoavy :
14 Filaza mandidy :
Mpanahaka  15 mampirehitra, 16 manatsetsaka, 17 manatsolo, 18 mandotra, 19 mandrehitra
Kamban-teny rehetra  20afo nandoro ny lambako io
Ohabolana  21 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  22 mandoro, 23 mondrao

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02