|
|
|
|

Teny iditra1 matimaty
Fototeny  2maty
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  4tepid: Rano matimaty (Tepid water). [1.17#59]
Fanazavàna teny frantsay  5duplicatif diminutif: Rano matimaty (Eau tiède) ~ Soratra matimaty (Ecriture à demi effacée) ~ Matimaty be ihany ny olona (Les gens ne sont pas enthousiasmés). [1.3]
Ohatra  6 Levonina amin'ny rano mangatsiaka na matimaty izy. [2.117#]
7 Eny, taranak'olombelona foana ve no tsy ho matimaty amin' ny vola. [2.895#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Kamban-teny rehetra  10matimaty amin' ny ...
Ohabolana  11 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  12 matimaty, 13 mitamaty

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02