|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : tonafana | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Be ny goaika fa tsy fantatra izay lahy sy vavy, fa izay homana ny voanjo no tonafana mafy. [2.558 #879]
Be ny goaika, fa tsy fantatra izay lahy sy vavy, fa samy fotsy tenda avokoa izy rehetra ; nefa izay homana ny voanjo ihany no hotonafako mafy. [2.653] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|