|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 homana |
| Fototeny | 2hana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mihinana: Tsy homan-kena izahay anio.
5Mandany zavatr' olona ho an' ny tena: Homana ny volam-bahoaka io mpiasam-panjakana io. 6Mahazo: Mba tsarovy ny namana fa homana be ise amin' io asa io. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7to eat ; to extort ; to bite (of fish) ; cf.
8hanina, hinana;. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9manger ; extorquer ; mordre (se dit des poissons) ; cf.
10hanina, hinana. [1.8] |
| Ohatra |
11 Raha sakafo no manimanitra, mazoto homana ny mpihinana.
[2.470]
|
| Haiendriteny |
|
| Mpanahaka | 15 hanina, 16 hinana |
| Kamban-teny rehetra | 17Fikambanana 30 amin' io teny io |
| Ohabolana | 18 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 19 Hamona, 20 homana, 21 manoha, 22 Nahoma |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|