|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : Razakandrianiaina | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Vidy ombalahin-dRazakandrianaina: tsy mividy ny mahavoa, fa ny mahay miala. [2.165]
Vidy ombin-dRazakandrianiaina : tsy mifidy ny mahavoa, fa ny mahay miala. [2.558 #4949] | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Razakandrianaina achetant un taureau (de combat); il n' achète pas celui qui sait bien frapper, mais celui qui sait bien esquiver les coups. [2.165] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|