|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mahavoa |
| Fototeny | 2voa |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mahatratra, mahakasika: Tsy mahavoa ahy avy eo ianao.
5Mahazo: Tsy nahavoa ny fandriha nataonao. 6Maharesy, mahafaty antoka: Tsy fitandremana kely foana dia mety mahavoa. 7Mahomby: Tsy mahavoa io mpisolovava io fa ialao. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8to strike; to hit the mark; to wound.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9atteindre le but, atteindre la cible; blesser, tuer.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Mpanahaka | 14 mahavoafady |
| Kamban-teny rehetra | 15Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 17 mahaova, 18 mahavao, 19 mahavoa |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|