|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 miala |
| Fototeny | 2ala |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Manala amin' ny tena: Miala tsiny, miala satroka.
5Afaka: Tsy mety miala io pentina io na sasana aza. 6Mijanona tsy ho...: Miala tsy ho ben' ny tanàna intsony, hono, Randria. 7Mihataka, mandositra: Niala maina nanao nony tsy nahavoa. 8Miainga: Miala amin' ny 4 maraina izahay rahampitso. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9to leave, to go away.
[1.2, 1.7] 10to go out, to retire. [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11partir, quitter un lieu.
[1.8] |
| Ohatra |
12 Tsy mbola niala teo am-baravarankely ihany I Saonina...
[2.470]
13 hiala ihany koa anefa aty aoriana. [2.472] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 18Fikambanana 53 amin' io teny io |
| Ohabolana | 19 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 20 mialà |
| Fototeny | 21ala |
| Sokajin-teny | 22 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miala [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 23 malay, 24 malia, 25 miala, mialà |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|