|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mifidy |
| Fototeny | 2fidy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Maka izay tiana an-tsitrapo: Nifidy ny fampianarana aho ho raharahako.
5Mifantina, mijobona, mitsonga: Nifidy azy tao anatin' ny arivoarivo aho. 6Mandatsa-bato tsy voateritery ho an-...: Nifidy an-dRabe aho ho solombavambahoaka tao amin' ny faritaninay. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7to choose.
[1.2, 1.7] 8to select, to prefer.. [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9choisir; élire.
[1.8] |
| Ohatra |
10 Tsy fantatro izany, fa anjaran' ialahy no mifidy
[2.472]
11 nony mamo ny vahoaka, dia ny nifidy izay tovolahy sy tovovavy tomady sisa nataon' ny mpanjaka sy ny mpijirika andevo... [2.471] 12 hifidy izay ravin-damba mahafa-po azy indrindra izy; [2.470] 13 Raha izaho no mba nifidy nifantina dia navelako io faratsaikany io, fara-fidy. [1.10#F.510] |
| Haiendriteny |
|
| Mpanahaka | 18 manasivana, 19 manivana, 20 mifantina, 21 mijobona, 22 mitsaika, 23 mitsongo |
| Kamban-teny rehetra | 24Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Ohabolana | 25 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 26 fidimy, 27 midify, 28 mifidy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|