| Fizahan-teny |
|
|
| |
Ohabolana misy ny teny hoe : rarangy
|
|
|
| Ohabolana 1 | Mandringa kely ila : manao rarangy am-pidinana, fa mikolepaka an-tany marina. [2.415 #1651, 2.558 #138, 2.653]
|
| Dikanteny frantsay | Boiteux qui a une jambe atrophiée : il va au pas de course dans les descentes, mais dans un terrain plat il va clopin-clopant. [2.415]
|
| Fanazavana frantsay | Réussir dans une chose difficile et ne pas réussir dans une autre plus facile. [2.415 #1651]
|
|
|
| Ohabolana 2 | Tovony tsy nanao dia maika, ka miady lohalika vao hanao rarangy. [2.558 #4236]
|
|
|
| Fizahan-teny |
|
|