|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 rarangy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Hazakazaka fanaon' ny mpilanja filanjana.
4Hazakazaka mafy: Ireo onja vaventy, toa revo misangy, / Mamelon-drarangy (Jean Narivelo). [1.1] 5hazakazaka. [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6course.
[1.13] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 9Fikambanana 5 amin' io teny io |
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|