|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1 marina
Fototeny  2arina
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Ilazana toerana mitovy tantana, tsy misy avo sy iva, tsy mikitoantoana: Lavoan-tany marina lahy ianao.
5Ilazana toe-javatra mifanaraka amin' ny tena izy, tsy diso: Marina fa roa ampiana roa efatra.
6Ilazana toetran' olona tsy mamitaka, tsy mandainga, manaraka ny rariny sy ny hitsiny: Mpampiasa marina Rabe fa omeny karama mifanentana amin' ny asa ataony avy ny mpiasa ao aminy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7level; true; just, right. [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8de niveau; juste, vrai. [1.3#434, 1.8]
9d'aplomb, droit. [1.3#434]
10aplani, mis de niveau. [1.196]
Ohatra  11 Tsy hita ihany izy ity izay marina [2.4]
12 marina fa tsy mpiray tarika amin' izy telo lahy ireo [2.470]
Haiendriteny 
13 Ny ankehitriny :
14 Filaza mandidy :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tambinteny :
Kamban-teny rehetra  29Fikambanana 31 amin' io teny io
Ohabolana  30 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/4)31 mana
Fototeny  32arina
Sokajin-teny  33 filaza mandidin' ny mpamaritra marina [Fitanisana]
Tsipelina hafa  34mar

Teny iditra (3/4)35 mariña
Sokajin-teny  36 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  37hendry, mipetraka tsara. [Tanala] [1.78]

Teny iditra (4/4)38 marina
Sokajin-teny  39 anarana
Fanazavàna teny frantsay  40Acalypha spachiana Baill.
41(Euphorbiaceae).
42Arbuste dont le sommet est souvent plat, comme s'il avait été taillé.. [Merina, Betsileo] [1.196]
Voambolana  43 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  44 mañary, manary, 45 manira, manirà, 46 marina, mariña, marìna, 47 mirana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03