| Fizahan-teny |
|
|
| |
Ohabolana misy ny teny hoe : miorina
|
|
|
| Ohabolana 1 | Miorena tsara raha hiorina, fa aza manao sarin-domano. [2.415 #3356]
|
| Dikanteny frantsay | Si vous voulez faire valoir vos droits, précisez-les, mais ne faites pas des détours et des feintes comme les nageurs. [2.415 #3356]
|
| Fanazavana frantsay | Se disait de ceux qui ont des prétentions vagues. [2.415 #3356]
|
|
|
| Ohabolana 2 | Ny fahadiovana sy ny filaminana, ny fiasana sy ny fitsitsiana : izay tokantrano miorina amin' izany tsy mba ho rava. [2.415 #1213]
|
| Dikanteny frantsay | Propreté et ordre, travail et économie : un ménage qui s' appuie là-dessus tiendra bon. [2.415 #1213]
|
|
|
| Fizahan-teny |
|
|