| Fizahan-teny |
|
|
| |
Ohabolana misy ny teny hoe : midoka
|
|
|
| Ohabolana 1 | Aza midoka tena toa vorontsiloza : siahina dia midoroboka. [2.558 #716]
Aza midoka tena, toy ny vorontsiloza: siahina, dia midoroboka. [2.653, 2.974]
|
| Dikanteny frantsay | Ne vous vantez pas comme le dindon : on siffle et il fait la roue. [2.974 #149]
|
|
|
| Ohabolana 2 | Midoka tena toy ny papelika. [1.1]
|
| Fanazavana malagasy | Fatratra raha hilaza tsara momba ny tenany. [1.1]
|
|
|
| Ohabolana 3 | Tsy misy tsara feo noho ny papelika, fa midoka tena ka mahamonaina. [2.558 #307]
Tsy misy tsara feo noho ny papelika; fa raha midoka tena, mahamonamonaina. [2.653 #3548]
|
|
|
| Fizahan-teny |
|
|