|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 siahina |
| Fototeny | 2siaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Hiraina amin' ny alalan' ny siaka: Siaho kely hoe, ry ise, ilay hira fanaontsika tany am-pianarana.
5Antsoina amin' ny sioka: Nosiahiny ilay zazalahy ka niherika. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 11 saihina, 12 siahina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|