|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 midoroboka |
| Fototeny | 2doroboka |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Maniry tsara be ravina sady maitso: Midoroboka izaitsizy ny hazo raha voatohoka zezika betsaka.
5Malalaka be ambany sy mirebareba: Ny lamaodin' akanjo fahiny ho an' ny vehivavy dia akanjo midoroboka nasiana malakofa. 6Enti-milaza ny fihetsiky ny vorontsiloza amin' ilay izy mampibontsina ny elany ka miedinedina manao faribolana. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7faire la roue, être touffu, se pavaner.
[1.3#110] |
| Ohatra |
8 ny amontana midoroboka, ny rofia sy ny volo ravaky ny ala
[2.587]
9 Mihaantitra sy hazomanga midoroboka ka na mamony mena aza, tsy mahatam-boa intsony [2.470#136] 10 hoy ilay tovolahy vao niditra nirebareba tamin' ny akanjo fanao an-trano nidoroboka [2.529#117] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|