|
|
|
|

Teny iditra1 feo
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Izay ren' ny sofina avy amin' ny fipararetran' ny zavatra iray entin' ny rivotra ka tonga mipaika ny hozatra madinika kiritika kely ao amin' ny sofina: Samy hafa ny feon' ny vato sy ny an' ny vy velezina.
4(Misy zavatra telo tsara homarihina ny amin' ny feo: ny haavony, ny hamafiny, ary ny fikarantsany). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5the voice, a sound, a report.
6[Ar.
7fa'a, blow, breath; and fuh, fih, fah, fum, all = Heb.
8peh, mouth.
9Comp.
10Gr.
11phemi, phasko, and Lat.
12fari.]. [1.2]
13the voice.
14a sound. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  15voix, son, ton, bruit, cri: Reko ny feon' olona (J'entends la voix de quelqu'un) ~ Mahafinaritra ny feon' ny organa (Le son de l'orgue est magnifique) ~ Avo loatra ny feon' ity pitsofaoro ity (Le ton de ce diapason est trop élevé) ~ Re lavitra ny feon' ny tafondro (Le bruit du canon se fait entendre de loin) ~ Maharenin-tsofina ny feon' ireto ankizy ireto (Les cris de ces enfants étourdissent).
16figuré: le prix demandé: Raha mividy zavatra hianao, aza mihaino ny feom-baratra (Quand vous achetez quelque chose, ne faite pas attention au prix qu'on demande). [1.3]
17la voix.
18un son. [1.8]
Ohatra  19 hoy ny feo henon-dRivo namaly azy. [2.529#153]
20 Maharenina, hoy ny feo avon' Idada. [2.332#117]
21 henoko feo, Dia feo mahatahotra, feo makadiry! [1.267#]
Haiendriteny 
22 Tsotra :
23 Tovonana :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Voambolana  29 Feo
Kamban-teny rehetra  30Fikambanana 61 amin' io teny io
Ohabolana  31 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  32 efo, 33 feo, 34 foe

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02