|
|
|
|
Fikambanana 23 amin' ny teny
mitondra
(#1)
Kamban-teny (23)
1
mahay mitondra tena
2
mitondra alahelo
3
mitondra entana tsy voafehy
4
mitondra faisana
5
mitondra hodi-nato miantsinanana
6
mitondra kabary
7
mitondra kitra
8
mitondra loha mody
9
mitondra loza
10
mitondra ny mafy
11
mitondra ny maizina
12
mitondra ny mazava
13
mitondra ny tsy eran' ny aina
14
mitondra rano
15
mitondra roa
16
mitondra rofy
17
mitondra tanam-polo
18
mitondra teny mivoaka
19
mitondra teny tanora
20
mitondra teny tsy voafehy
21
nitondra folo volana
22
tsifampimirana mitondra mankamin'ny ambaratonga voalohany
23
tsy mitondra roa