|
|
|
|

Teny iditra1 mahay mitondra tena
Singan-teny  2mahay, 3mitondra, 4tena
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6ilazana ny olona mendri-toetra tsy mba manaraka ny fitondran-tena ratsy ara-nofo, ny fimamoana s.n.s. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12