|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsy mitondra roa |
| Singan-teny | 2tsy, 3mitondra, 4roa |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6ratsy fitondra, tsy mitsitsy fa mamoapoaka, tsy mitahitahy na kely aza, tsy mitsimbina.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|