|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mitondra tanam-polo |
| Singan-teny | 2 mitondra, 3 tanana, 4 folo |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 [mitondra tanam-polo mody] miverina tsy nahazo na inona na inona; mody maina fa tsy nahazo
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 to carry nothing but the hands and fingers; fig. to get nothing.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 Revenir avec ses dix doigts (bredouille)
[2.974#498] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|