|
|
|
|

Teny iditra1 mitondra roa
Singan-teny  2mitondra, 3roa
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5enti-milaza ny olona izay sady manana anjara lova any amin' ny rainy no manana any amin-dreniny. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6Celui qui a part à l' héritage dans la caste de son père et dans celle de sa mère porte deux choses à la fois. [2.415#3179]

Fivaditsoratra  7 matoriandro, 8 mitondra roa

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11