|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mitondra kabary |
| Singan-teny | 2mitondra, 3kabary |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5enti-milaza iraka milaza amin' ny vahoaka ny tenim-panjakana.
6ilazana koa ny olona mandranto ady sy mila tonony any amin' ny hafa. [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|