|
|
|
|
Fikambanana 31 amin' ny teny
lanitra
(#1)
Kamban-teny (24)
1
aloalon-tany aman-danitra
2
ambanilanitra
3
andeha handoa-danitra aiza aho
4
andriambavilanitra
5
an-tany hadiako an-danitra toharako
6
avo ny lanitra ka tsy takatro
7
fandrika an-danitra
8
fandrikandanitra
9
faravodilanitra
10
lani-datsaka
11
manao torim-boanjo ny lanitra
12
manga volondanitra
13
manondro lanitra
14
misotro ron-danitra
15
mitomany vorona an-danitra
16
rambondanitra
17
sambon-danitra
18
sandavan-danitra
19
tafo lanitra
20
tory rahona ny lanitra
21
trano manaka-danitra
22
tsikobokobondanitra
23
vahindanitra
24
zana-dranitra
Anaram-biby (1)
25
kiriodanitra
Anaram-javamaniry (2)
26
kelimanjakalanitra
27
manondrolanitra
Anaran' olona (2)
28
Volondanitra
29
Z Volondanitra
Anaran-toerana (2)
30
Marivolanitra
31
Tsaralanitra