|
|
|
|

Teny iditra1 ambanilanitra
Singan-teny  2ambany, 3lanitra
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Teny na anarana nilazana fahizay ny mponina rehetra tsy an-kanavaka eran' ny fanjakana (hita araka ny fiforonan' ny teny fa malalaka lavitra ny faritry ny ambanilanitra noho ny ambaniandro na ambanimasoandro satria midadasika kokoa ny lanitra noho ny masoandro). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6[lanitra, the heavens.] The whole of the subjects of the sovereign, -- nobles, Hova, and slaves.. [1.2]
Ohabolana  7 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02