|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 andriambavilanitra |
| Singan-teny | 2andriana, 3vavy, 4lanitra |
| Sokajin-teny | 5 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
6Teny fanajana ilazana ny vehivavy, fampiasa indrindra eo amin' ny kabary.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7a title of respect in speaking of the ladies in enumerating classes of people at a public assembly..
[1.2] |
| Ohatra |
8 Mba diniho ny fahamaotonana sy ny fahamendrehan' ny andriambavilanitra
[2.296#]
9 Manatrika eto ianareo Manamboninahitra sy ny Andriambaventy ary ny andriambavilanitra, manatrika eto ianareo miaramila sy ny zaza amam-behivavy tsy an-kanavaka. [2.528#] |
| Voambolana | 10 Teny fanajana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|