|
|
|
|

Teny iditra1 tafo lanitra
Singan-teny  2tafo, 3lanitra
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5enti-milaza irony tafo efa simba izaitsizy ka tazana avy ao anaty trano ny lanitra. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12