|
|
|
|
Fikambanana 32 amin' ny teny
havana
(#1)
Kamban-teny (32)
1
andevo havana
2
atin-kavana
3
aza mandalo tanà -misy havana
4
famaton-kavana
5
fofon-kavana
6
fosan-kavana
7
foto-kavana
8
havana akaiky
9
havana avy any dilambato
10
havana manajary havana
11
havana mpanavangavana
12
havan' andriana
13
havana raha misy patsa
14
havana tsy ahina
15
havan-davitra
16
havan-tetezina
17
havantsy foy
18
kibo omby havana
19
kibo tsy manary havana
20
lafin-kavana
21
malahelo hava-manana
22
manao ain-kavana
23
manao havako tsy meloka
24
manao havana raha misy patsa
25
manao havan' ny lahy sy havan' ny vavy
26
manao voro-mitahy havana
27
ngoain-kavana
28
ory hava-manana
29
tarana-kavana
30
voin-kava-mahatratra
31
voro-manompo havana
32
zafy tsy havana