Teny iditra | havan-davitra | |
Singan-teny | havana ; lavitra | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Izay anaovana tetiarana lava be vao miseho ny maha-mpihavana [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | A friend at a distance [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | Parents éloignés [1.54] | |
Voambolana | Fifandraisana: fianakaviana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/23 |