|
|
|
|

Teny iditra1 havana raha misy patsa
Singan-teny  2havana, 3raha, 4misy, 5patsa
Sokajin-teny  6 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  7havana tonga manatona raha manamanana ny tena fa mihataka kosa rehefa mahantra satria tsy misy soa ho azy. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12