|
|
|
|

Teny iditra1 havana mpanavangavana
Singan-teny  2havana, 3mpanavangavana
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5enti-milaza ireo havana miavona ka manao tsinontsinona ireo havana ory na malahelo. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12