Teny iditra | tsara fanahy | |
Singan-teny | tsara ; fanahy | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza toetra mendrika, malemy fanahy ary manana fandavan-tena hanasoa ny hafa; tsara fo; mahay mitondra tena; salama tsara [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Of good disposition; one free from disease [1.2] | |
Good, pleasant [1.7] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Bon, vertueux [1.8] | |
Ohatra | Ny toetrany ity andriambavy ity : Vehivavy tsarafanahy;
[2.59] | |
Mpanahaka | malemy fanahy ~ malemy paika ~ mazava fo ~ mazava saina ~ tsopo ~ antra olona ~ be indrafo ~ malala-tanana ~ mora hatonina ~ mora hiraharahana ~ mamy hoditra ~ mahafoy tena ~ be fahafoizan-tena ~ mahay mandray olona ~ mahay olona ~ manana hatsaram-panahy ~ tsara toetra ~ olo-marina ~ olom-banona ~ fototr' olona | |
Teny iditra | tsarafanahy | |
Singan-teny | tsara ; fanahy | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] (sens général : vertueux, qui se conduit bien ; c'est probablement une antithèse car ceux qui boivent la boisson fermentée préparée avec les fruits se conduisent fort mal en général). Ehretia suarenzensis Capuron Ined. (Boraginaceae). [1.196] | |
Anarana siantifika | Ehretia suarenzensis | |
Voambolana | Haizavamaniry | |
Fivaditsoratra | fitsaharana, tsara fanahy |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/30 |