|
|
|
|

Teny iditra1 malemy paika
Singan-teny  2malemy, 3paika
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5enti-milaza ny olona tsy mba maka mahery fa miteny na mihetsika mora sy milamina, olona maka mora, malefa-pihetsika. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6gentle-mannered. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7aux manières douces. [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12