|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mahay mandray olona |
| Singan-teny | 2mahay, 3mandray, 4olona |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Ohatra |
6 Nihevitra azy ho toy ny naterany ilay mpampiasa azy, ary noho ny toetrany mahay mandray olona, dia maro tamin' ireo mpividy sy mpivarotra aminy no nanjary tena sakaizany nifankahazo am-po.
[2.5]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
|