|
|
|
|

Teny iditra1 malemy fanahy
Singan-teny  2malemy, 3fanahy
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5olona morabe, tsy masiaka, mampiseho fitiavana, malemy paika, mora ifanarahana.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6Kind, gentle in disposition.. [1.2]
Ohatra  7 Biby malemy fanahy sady tsara tarehy izy [1.38]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12