Teny iditra | rahona | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fitambaran' entona avy amin' ny ranon' ny renirano, ony, farihy, ranomasina donafan' ny hainandro, ka mitangorona eny amin' ny habakabaka ary milatsaka ho orana raha sendra miova ho mangatsiaka ny toetr' andro [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | A cloud. [Mal. Awan, a cloud: Polyn. Ao, aho, and aonga.] [1.2] | |||||||||||||||
A cloud [1.7] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Nuage [1.3, 1.8] | |||||||||||||||
Ohatra |
| |||||||||||||||
Voambolana | Haitoetrandro | |||||||||||||||
Haiendriteny |
| |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Anaram-biby |
| |||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny rahona io | |||||||||||||||
Lahatsoratra | Randzavola: rahona ao amin' ny Baiboly | |||||||||||||||
Sary | ||||||||||||||||
Teny iditra | rahona | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Teny atao amin-katezerana mba haniniana olona noho ny ratsy nataony [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Fig. a threat, a menace [1.2] | |||||||||||||||
A threat, a menace [1.7] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Menace [1.3, 1.8] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Mpanahaka | rahonavis | |||||||||||||||
Teny iditra | rahona | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Gilding [1.2] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Fivaditsoratra | harano, harona, rahano, rahona, rohana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/15 |