Teny iditra | tandrifin-drahona | |
Singan-teny | tandrifina ; rahona | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Orana milatsaka tsy ampoizina ary tsy maharitra ela [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Légère pluie qui tombe au passage d'un nuage Paroles en l'air [1.3] | |
Paroles en l' air comme la pluie légère qui tombe au passage d' un nuage [2.415] | ||
Voambolana | Haitoetrandro | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/12 |