|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 rahonana
Fototeny  2rahona
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Tenenina mafy, fa nisy ratsy nataony; levilevena: Nandrairay zavatr' olona Ikoto ka norahonan-drainy mafy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to be threatened. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6Qu’on menace. [1.3#499]
Ohatra  7 Tsy terena tsy vozonina izy no nilaza, ary tsy rahonana. [2.587#]
8 rahonana amin'izay izy, dia mibaboka sy manaiky lembenana. [2.298#]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
12 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)13 rahonana
Fototeny  14rahona
Sokajin-teny  15 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny anglisy  16to be overlaid with gold, silver, etc.. [1.2]

Fivaditsoratra  17 hanarano, 18 rahonana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12