|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fandrahonana |
| Fototeny | 2rahona |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fanombanana: Jereo ity fandrahonan' ny orana ka andeha hody.
5Rahom-bava: Tsy matahotra ny fandrahonanao aho. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6a threat.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7menace.
[1.3#499, 1.8] |
| Ohatra |
8 Ka hita fa teny fandrahonana ataon'ilay montana, hoy ny Komandy.
[2.895#]
9 Nifaninjitra teo ny fifonana sy ny fandrahonana mandritry ny hateloana. [1.437#] 10 fandrahonana fotsiny io taratasy io ", hoy ilay 3 voninahitra anankiray; [2.357#] |
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 12 fanandrohana, 13 fandrahonana, 14 fandronahana, 15 fanondrahana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|