|
|
|
|

Teny iditra1 mifanoto rahona
Singan-teny  2mifanoto, 3rahona
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5enti-milaza rahona misatrotroka, na koa fahamaroan-lavatra samihafa mety hanahirana.
6enti-milaza asa na raharaha betsaka mifangaro, mifanontona, na olona mifandrombaka miteny indray miaraka. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7To be in confusion, running here and there.. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12