|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 harona
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fakana na fisavana zavatra ao amin' ny miafina; fitondrana zavatra hohanina amin' ny tanana any am-bava; fanatsofohana ny tanana ao anaty zavatra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4the act ot putting the hand into something. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5Action de fouiller, de porter la nourriture à la bouche avec la main, d’introduire la main, les doigts, un instrument dans quelque chose. [1.3#322]
6action de fouiller de la main. [1.8]
Haiendriteny 
7 Tsotra :
8 Tovonana :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Teny iditra (2/2)20 harona
Sokajin-teny  21 anarana
Fanazavàna teny malagasy  22Zavatra norarina hatao fitoeran-javatra.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  23a medium-sized basket, pannier.
24[mal.
25Karong, a sack.
26See sobiky.. [1.2]
27a round basket without handles. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  28corbeille ronde sans anse. [1.3#222, 1.8]
29nom générique des corbeilles. [1.3#222]
30corbeille. [1.8]
Ohatra  31 Ento mody ny angady sy ny harona [2.528#]
32 Dia nosokafan-dRamatoa ny harona. [2.587#]
33 ary Ikotofetsy nitondra goaika tao anaty harona; [2.293#]
Haiendriteny 
34 Tsotra :
35 Tovonana :
Kamban-teny rehetra  36Fikambanana 17 amin' io teny io
Ohabolana  37 Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  38Randzavola: harona ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  39 harano, 40 harona, 41 Nahora, 42 rahano, 43 rahona, 44 rohana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02