Teny iditra |
misalasala
(salasala)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Tsy tapa-kevitra amin' izay tokony hatao: Nisalasala tamin' izay tokony halehany izy, na ho any Antsahafiraisana na ho any Ankadindambo
Tsy matoky fa marina: Misalasala amin' ny filazako angaha ianao? ~ Misalasala aho na ho avy izy na tsia
[1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To be in doubt, to hesitate [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | être dans le doute, hésiter [1.8]
|
Ohatra | Ny lakana efa vonona, nefa izato izy toa mbola misalasala, miherikerika, mitazantazana, mitsinjotsinjo.
[2.499]
|
Voambolana |
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
misalasala |
Ny lasa : |
nisalasala |
Ny hoavy : |
hisalasala |
Filaza mandidy : |
misalasalà |
|
|
Teny iditra |
misalasala
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
Maniry soa [1.78]
|
|
Teny iditra |
misalasalà
(salasala)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misalasala
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [1.3]
|
|