|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 somaingisaingy |
| Fototeny | 2saingisaingy |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Menamenatra, matahotahotra, miroahana; sanganehana tsy mahita izay hatao: Somaingisaingy teo Ibolita nahita ny namany rehetra afaka tamin' ny fanadinana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5timide, embarassé, qui est en suspens, entre deux.
[1.3] |
| Mpanahaka | 6 haingihaingy, 7 hangihangy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31 |
|