|
|
|
|

Teny iditra1 salasala
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Tsy kely tsy lehibe, antonontonony: Ento atý itsy famaky salasala itsy.
4Enti-milaza olona miahotrahotra tsy tapa-kevitra amin' izay tokony hatao. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5middling, tolerable; of medium size; doubtful. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6moyen, qui peut tout juste aller; de grandeur moyenne; douteux. [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Mpanahaka  24 atriatry, 25 sakany
Kamban-teny rehetra  26Fikambanana 4 amin' io teny io
Ohabolana  27 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  28 lasalasa, 29 salasala

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02