|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mihabahaba |
| Fototeny | 2habahaba |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Misalasala eo anoloan' ny zavatra na hevitra roa, ka tsy tapa-kevitra na hanao an' ity na hanao an' iroa.
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|