|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 miroahana |
| Fototeny | 2roahana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.10] 4Misalasala, sanganehana, mihambahamba tsy matoky tena: Niroahana be ihany izy alohan' ny handehanany. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5to hesitate, to doubt; to be of two minds.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6hésiter, être en suspens, douter, ne savoir quel parti prendre: Miroahan-dava izy (Il hésite sans cesse).
[1.3] |
| Ohatra |
7 Avy amin'i Zabolona, dimy alina, samy azo alefa amin'ny tafika, vonon-kiady, efa hary fiadiana tsara mihitsy, mba hilahatra hiady amin'ny fo tsy miroahana.
[2.996]
|
| Haiendriteny |
|
| Voambolana | 11 Filôzôfia |
| Mpanahaka | 12 miahanahana, 13 mihambahamba, 14 miherohero, 15 misalasala |
| Fivaditsoratra | 16 amohirana, 17 anamariho, 18 hamaroina, 19 hamoraina, 20 mahay rano, 21 miroahana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31 |
|