Teny iditra |
manitra
(hanitra)
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Manana fofona tsara: Manitra ny vonin' ny telomiova
[1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Fragrant [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Parfumé [1.8]
|
| [Merina]
(de hanitra : parfum). « Nom d'une plante médicinale » d'après Grandidier. C'est en réalité un nom qu'on donne en général aux plantes odoriférantes, parfumées.
[1.196]
|
Ohatra |
1 | Ny hoavy voafafy raozy sy voninkazo manitra no toa diaviny
[2.470]
|
2 | Raha tsy akoho mifahy tsy mitovy aminy, ary ny fofony manitra aoka izany.
[2.471]
|
3 | Sady mamy izy no manitra ery amin' izay rahefa masaka.
[2.472]
|
|
Voambolana |
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Anaran-toerana |
|
Mpanahaka |
Andriamanitra |
Ohabolana |
|